Dikan'ny teny : mifosa

Hampiditra dikany hafa
(fosa) mt. p. (mifosà): Manaratsy, manazimba, manamavo. 1 Milaza ny hadisoana takona nataon'ny namana raha tsy eo izy. - F,-p.: Lasa mpifosa vao mifafa trano: enti-milaza olona tsy nanao zavatra amin'ny fotoana tokony ho nanaovana azy. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0932