Dikan'ny teny : miforitra

Hampiditra dikany hafa
(foritra) mt. s. (miforeta): Milefitra: Miforitra ny volotara fa tsy tapaka, ~ Mivonkina: Aza miforitra rehefa mandry. ? Miolikolika, mihoronkorona: Niforitra ilay renimanditra. • Milozoka, mifantsika, mikezaka: Miforitra amin'ny fianarana io zazalahy io ka tsy mahagaga raha mahomby. 1 Manaiky, mikoy: Notenenindrain y izy vao niforitra. - F.-p.: Mifori-drambo: resy mamitsaka. / Mifori-gaigy: mamokoka, manjoko. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0068