Dikan'ny teny : mifoka

Hampiditra dikany hafa
(foka) mt. p. (mifoha): Mitroka na misintona dia mamoaka: Mifoka sigara. / Mitroka ary mitelina: Mifoka riuotra madio, 1 Mandritra, misintona: Mifoka ny ranonando ny masoandro vao maraina. Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0074