Dikan'ny teny : mifody
Hampiditra dikany hafa
(fody) mt. s. (mifodia) : Miverina amin'ny tompony voalohany, amin'ny mpivarotra nividianana azy: Ny entana lafo tsy mifody intsony ato, / Mivadika ny teny natao, mitsoa-teny, miova fiteny: Mifody lava io vavolombelona io. Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)
Hametraka hevitra
Midira aloha