Dikan'ny teny : mifentsahona
Hampiditra dikany hafa
(fentsahona) p. t.: Mikainkona, mikarainkona, miketrona, mifendrotra: Nifentsahona ny hoditr'ilay antidahy efa sivifolo taona. Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)
Hametraka hevitra
Midira aloha