Dikan'ny teny : mifanintona
Hampiditra dikany hafa
(sintona) mt. pf.: Mifandrirotra: Mifanintontady. ? Voan'ny fanintontsintona: Intelo no nifanintona ilay zaza androany. Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)
Hametraka hevitra
Midira aloha