Dikan'ny teny : mifanendrika

Hampiditra dikany hafa
(endrika) mt s.: Mifanaraka: Mifanendrika amin'ny akanjonao tsara ny kiraronao. ? Mitovy: Mitanendrika aoka izany izy mirahavavy. Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0536