Dikan'ny teny : mifanaretsaka
Hampiditra dikany hafa
mt. s. (mifanaretsaha): Mandeha maro mitsoriaka etsy sy en). ka toa mifanena, mifanapaka ombieny ombieny; mifamezivezy t?a mifanenjika: Mifanaretsaka ny fiarakodia rehefa andro fety. Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)
Hametraka hevitra
Midira aloha