Dikan'ny teny : mifanandrify
Hampiditra dikany hafa
(tandrify) mt.s.: Mifanatrika, mifanoloana: Rakoto no nifanandrify tamiko tamin'ny sakafo. 1 Mifanentana: Tsy mifanandrify amin'ny tanjak'io zaza io ity entana ity. 1 Mifanaraka: Mifanandrify amin'ny iriny ny zauatra miseho. Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)
Hametraka hevitra
Midira aloha