Dikan'ny teny : mifamotoana
Hampiditra dikany hafa
(fotoana) mt, pf,: Mifanome fotoana: Nifamotoana izahay androony, nefa tsy tonga izy. / Mifamotoana amin'ny olona. Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)
Hametraka hevitra
Midira aloha