Dikan'ny teny : mierina
Hampiditra dikany hafa
(erina) mt, sady mt, s, (mierena): Tsy afa-po amin'izay nomena na azo, fa mbola mitady misimisy kokoa na mitady hafa indray: Mierina an.kanina, / Mierim. pitia, Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)
Hametraka hevitra
Midira aloha