Dikan'ny teny : mienjika

Hampiditra dikany hafa
(enjika) mt, s, (mien-/Ma): Milefa, mandositra: Nienjika tany an-tsaha ilay kisoa vao novidina. 1 Miha. zakazaka atsy sy are; mikarenjy, miriorio: Lasa nienjika any an-tokotany any ny ankizy, 1 Manohitra, mirintona tsy manaiky: Mienjika izaitsizy amin'ny mpampianatra azy io mpianatra io, Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.034