Dikan'ny teny : mielanelana

Hampiditra dikany hafa
(elaneiana) rat, a,: Misy elanelana: Nielanelana lahy roa Rasoa sy Ravao. / Nielanelana roa volana ny nahaterahan'ireo mpanora. tra roa ireo, 1 Mitsangana ho mpanelanelana: Tsy naharitra fa nielanelana ny anada. hin'ixy mirahavavy, Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0068