Dikan'ny teny : miedinedina
Hampiditra dikany hafa
(edinedina) sady mt. s,: Mirehareha amin'ny fihetsehana toa mi. soneninenika, indrindra raha misy zavatra vitan'ny tena nahatonga ny olona handoka ny tena. Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)
Hametraka hevitra
Midira aloha