Dikan'ny teny : midridridridry
Hampiditra dikany hafa
(dridridridry) mt, s.: Mitarafndraina noho ny aretina: Midridridrldry mandritra ny alina io marary io, 1 Mamoaka feo hafahafa sy maharitra noho ny fikasohana tsy dia malama loa. tra: Midridridridry ny tongotr'ity latabatra ity raha vao hetsehina. Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)
Hametraka hevitra
Midira aloha