Dikan'ny teny : midanadana
Hampiditra dikany hafa
(danadana) mt, s, sady p.t.: Mivoha tanteraka misokatra manontolo: Raha ta handeha ianao, tsy manakana aho, efa midanadana ny varavarana. Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)
Hametraka hevitra
Midira aloha