Dikan'ny teny : midababaka

Hampiditra dikany hafa
(dababaka) p.t.: Fano morona, tondraka, tsy anerany, mihoa.pefy: Tsy tsara raha midababaka ny rano amin'ny ketsa, 1 Be loatra: Midababaka loatra ny rano nataonao, Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0962