Dikan'ny teny : miborera

Hampiditra dikany hafa
(borera) mt, s. (mi_ borer?): Mivaroraka, migorera, mitsikamokamo: Niborera Rabe rehefa mtasa ka tsy faly ny mpampiasa azy, Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0069