Dikan'ny teny : mibontana

Hampiditra dikany hafa
(bontana) p.t.: Mizihitra mitokana, mivonto ary miavaka: Misy nofo mi. bontana eo amin'ny hatoky ny zokiko, Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0066