Dikan'ny teny : mibobobobo
Hampiditra dikany hafa
(bobobobo) mt. s,: Mifioka (toy ny rivotra) 1 Mamoaka feo toy ny an' ny rano miditra ao anaty tavoahangy, Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)
Hametraka hevitra
Midira aloha