Dikan'ny teny : mibo

Hampiditra dikany hafa
1. (bo) mt, s,: Mipoaka mafy; mandefa feo lavais-va na hentitra rehefa mangetotra: Iza izany mibo izany? (fiteny koa ny hoe manao bo), Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)
2. (bo) mt, s,: Enti-milaza zavatra misava, misinda: Efa mibo ny zauona, 1 Entimilaza olona miely patrana: Mibo ny mpianatra rehefa mirova. / Mamovoka, mitorajofo, midofaka: Mihataha rankizy, fa mibo ny uovo. ka hehezin'io akoho fo, Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.064