Dikan'ny teny : mibehambehana

Hampiditra dikany hafa
(behana) mt, s,: Miseho ho makadiry na lehibe eny eo am-pijoroana na eo am-pandehanana: Vo_ alohany ny anao lahy ka ni. behambehana aoka izany, 1 Manakantsakana ny hafa rehefa mandeha: Mibehambehana er? ilay sakaiza iny rehefa mandeha, ohatra ny azy irery iny ny arabe, Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0067