Dikan'ny teny : mibaikabaika
Hampiditra dikany hafa
(baikabaika) mt. Tsy afamandeha haingana fa misabaka ny tongotra roa rehefa mamindra: Mibaikabaika ny fandehan'i Koto taorian'ny nanaovana hasoa. nana azy. Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)
Hametraka hevitra
Midira aloha