Dikan'ny teny : miantoraka

Hampiditra dikany hafa
(antoraka) mt, s, (miantoraha): Miantsampy mova tsy ny hianjera eny amin'ny hafa: Vao tonga izy dia niantoraka teny amin'ny reniny, Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0615