Dikan'ny teny : miandranandrana

Hampiditra dikany hafa
(andranandrana) mt, a,: Mihetsika na mandeha tsy mijery ambanY: Miandranandrana ery i Sa_ hondra rehefa mandeha / Miseho ho kanto na lehibe noho ny hafa: Niandranan_ drana Rabenarluo nony nandre ny teny nataon'ny mpikabary nandokadokaazY, Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1561