Dikan'ny teny : miambina

Hampiditra dikany hafa
(ambina) mt. p. (miambena): Manara-maso na mitandrina olona na biby na zavatra napetraka eo ambany fladidian'ny tena mba hiaro azy tsy ho slmbasimba foana na hisakana azy tay handositra: Soa ihany fa miay polisy miambina ny vohitra amin'ny alina, / Iza no miambina ny gadra anio? Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0071