Dikan'ny teny : miaingitra

Hampiditra dikany hafa
(aingitra) mt, s: Manao fihetsika manokana ho fisehoana ho zavatra na hiavahana amin'ny hafa, mihaitraitra: Miaingitra er9 iny zaxauauy iny rehefa mamin. dra, 1 Enti-milaza olona miseho ho sarotiny amin'ny sakafo ka mitady izay tsara sy fy lalandava: Loza raha hiafngitra amin'ny sakafo i dadatoanay, Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0072