Dikan'ny teny : miaiky

Hampiditra dikany hafa
(aiky, eky) mt, s, (mi. aike): Loa-bolana ny amin' voatery hino: Miaiky ny fahaizan'Andriamanitra aho rehefa mandinika ny ha. bakabaka sy ny biby faran' izay madinika indrindra, / Mitsotra, mibaboka: Niaiky ny hadisoany ihany izy tamin'ny farany. Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0635