Dikan'ny teny : miafokafoka
Hampiditra dikany hafa
(afokafoka) mt. Misamboaravoaran-katezerana, mitroatra, ? (Ankehitriny) Miavonavona amin' ny fiteny: Loza raha hiafo_ kafoka iny touolahy iny, Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)
Hametraka hevitra
Midira aloha