Dikan'ny teny : merika
Hampiditra dikany hafa
1.
a.: Karazan-kazo fana-ovula tady ny hodiny. Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)
2.
(erika) Avy orana madinidinika tsy miato: Merika ny andro omaly ka tsy maina ny lamba, / Meri-dava any anaty ala. Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)
Hametraka hevitra
Midira aloha