Dikan'ny teny : mentsomentsona
Hampiditra dikany hafa
a,: TenitenY betsaka tsy misy antony; fi. bedibedena tsy misy fiatoana sy lavareny; kamentsona: Tsy ho tapitra akory ny mentsomentson - dRamatoa fa aoka ny asa no hatao tsara. Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)
Hametraka hevitra
Midira aloha