Dikan'ny teny : menaka

Hampiditra dikany hafa
a.: Tsiranorano matevintevina nefa malemy, mihanaka eran'ny tsiratsira-nofon'ny olona na biby matavy ? Tsiranorano matevintevina avy amin'ny biby na zavamaniry ampiasaina amin' ny fanendasana: Mena.kisoa, mena-boanio, Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0067