Dikan'ny teny : mbetika

Hampiditra dikany hafa
p. mt.: Mbetika,,, mbetika; enti-milaza hevitra roa samy hafa na matetika mifanohitra mihitsy aza a. min'ny fotoana roa mifanakaiky: Mbetika izy mihome. hy, mbetlka mitomany. Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0099