Dikan'ny teny : may

Hampiditra dikany hafa
p. t.: Voadoro, azon'ny a-fo: May ny tranon-dRabe. 1 Maika dia maika, dodona: May er? izy hankany ambanivohitra nefa ny andro ity ratsy dia ratsy. • Sahirana izaitsizy: May aho fa marary ny zanako. / Izay may adala * F.-p.:May tranon'aina: dodona noho ny raharaham-pitiavana na izay irina. / May uolon-tratra: dodona noho ny fahasahiranana na ny hamaimaizana ateraky ny faniriana, / May vololom-po: enti-milaza ny olona manao telimoka ny zavatramahamay, ka any anaty vao mahamay, — mientam-po tafahoatra ka mihovotrovotra ny tena manontolo. • F,-p,: Main'ny a-fo natsangany: enti-milaza ny olona ivalian'ny ratsy nataony. ¶ M.h.: Mandroramiisilany, mpivaro-drano tratr' orana. / May Ambondrona: ny ampiasan'ny olona ity fitenenana itf dia amin'ny fisian'ny raharaha tena maika izay tsy maintsy vonjena fa ajanona ny hafa. /May oolontratra na may volon-kelika, na may uolon'orona: enti-milaza fahamaizana izaitsizy noho ny raharaha maro dia maro na maika dia maika. I May forehitra: kilan'ny afo; matetika koa anefa ilazan'ny olona ny main'ny hidihidy tsy roa aman-tany io fombam-pitenenana io. / May kila: voadotra tanteraka. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.007