Dikan'ny teny : mavoina

Hampiditra dikany hafa
1. na Hamavoina (mauo) mt, ih, (mavoy, hamavoy): Atao tsinontsinona: Tsy ma_ naiky aho fa nohamauoiny teo imasom.bahoaka ? M.h.: Esoina, tebahina, tsizarizarina, zimbazimbaina, fotsifotsina, tsiratsiraina, bokabokaina, afokaina, vasohlna, Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)
2. (voina) p.t.: Voan'nY loza, tra-boina, Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0583