Dikan'ny teny : mavany

Hampiditra dikany hafa
(vany) Olon.doza sy masiaka ary ratsy sains ka tsy misalasala hamono, mahavanon-doza: Aza sendra izay olona mavany zhany: ny loza azo, ny baraka afaka. 1 Mpanao hasomparana, mpila sotasota sady tsy ma. tahotra no tsy menatra ny bila sotasota: Tsy ela dia la-sana ihany ?'lay rahona ke. ly mauany ? ka volana roa mibaliaka ? no hitako samy sariaka (J. N.). Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0068