Dikan'ny teny : matsilo

Hampiditra dikany hafa
(tsilo) P.t.: Mahira-ma. so fatratra, mahita zavatra faran'ny madinika: Matsilo ny masonao izany raha mahi' ta lava-panjaitra amin'izao takariva izao. 1 h,o,: Mahira-tsaina, mahadinika, - Matsilo orona: ma. hay manambolo aoka izany, Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0707