Dikan'ny teny : matsatso

Hampiditra dikany hafa
(tsatso) p.t.: Tsy misy tsirony, tsy misy hamaminy, matsaboka: Matsatso i. zany ro izany fa asio sira ke- ly, 1 Tsotra loatra, tsy misa misy haingonkaingony mahafinritra; masirasira: Lahate. ny matsatso. Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0066