Dikan'ny teny : maroroka

Hampiditra dikany hafa
p.t.: Fatra-pitombo, mitombo izaitsizy: Maroro. ka ity zaza it9 fa vao roa tao. na izy dia takany ny latabatra, t.i.f.: Haroroka, - F.-p.: Manao sain-jaza ma- roroka: tsy lalim-piheverana rehefa manao zavatra, / Maroroha taiza: tenY firariana atao amin'ny vehivavy terabao mba haroroka, hitombo soa aman-tsara ny zaza tezainy. / Manao soa maroroka: milalao amin'ny orana. Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0198