Dikan'ny teny : marao

Hampiditra dikany hafa
1. zaza no dikan'ny teny hoe"marao"@ fiteny antesaka Ahitsio
(12/01/2017 13:27 - Nampidirin'i chrislainedsonandrianantenaina)
2. na Maraorao (rao, raorao) p.t.: Masaisay raha kasihina, tsy malama, misy mi. bontsimbontsina, marokoro. ko, masaosao: Vat() maraorao, - F,.p,: Marao lela: enti.milaza ny zaza mandray efatra mbola minono nefa manomboka mihinam-bary, Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.08