Dikan'ny teny : manova
Hampiditra dikany hafa
(ova) mt, p, (malin-ad): Manolo: Nanova akanjo Izy mba tsy ho fantatra. 1 Mampanjary ho hafa: Na-nova ny rano ho divay t Je. so tamin'ny fanambadiana tany Kand, ? Manamboatra ho hafa, ho vaovao: Tokony hanova famindra Lay raha te hahomby, Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)
Hametraka hevitra
Midira aloha