Dikan'ny teny : manototra

Hampiditra dikany hafa
1. (tototra) mt. P. (manotora): Manarona: Manototra tany ny vodihazo, * Mameno: Manototra na. handro ny latabatra, + Mandrakotra: Kopahy ny uouoka manototra ny akanjonao, ? Manafotra: Manototra hersa. tra olona, Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)
2. (tototra) mt, s. (manotbra): Manetsiketsika ny foly amin'ny fanenjanana azy ka amin'izay izy mitovy tantana hatrany tsy misy madilana, Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0084