Dikan'ny teny : manosotra

Hampiditra dikany hafa
(hosotra) mt, P. (manosora): Mandalotra, manatavona amin'ny menaka, Sahondra tsan'alina. ? Manamasina, mametraka na manokana hiandraikitra raharaha lehibe sy ambonY: Manosotra ho mpitandrina. - Manoso-potaka: manaratsy ny olona marina no-ho ny volohala na tsy fitiavana. / Manoso.dratsy: mitovitovy amin'ny manoso-potaka ihany, saingy ny ratsy ataon'ny hafa no lazainy fa ataon'ilay olona haratsiny, Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0078