Dikan'ny teny : manorotra

Hampiditra dikany hafa
na Miorotra (orotra) mt. p, (manorosa na manorota): Manongotra mandriry amin'ny tanana, manapaka amin'ny antsy, ? M,h,: Manongotra, manombotra, manatsoaka, manala, mandrixy, manesotra. Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.07