Dikan'ny teny : manoroka
Hampiditra dikany hafa
(oroka) mt, p, (manoroha): Mampitehika ny molotra sy ny orona amin' ny tarehy na tanana, ho mari-pltlavana na fanajana olona iray. Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)
Hametraka hevitra
Midira aloha