Dikan'ny teny : manorirana
Hampiditra dikany hafa
(rirana) mt, s. (manorirdna): Mametraka na mipetraka na mandeha na mijery tsy manatrika fa misompirana: Betsaka ny olona teny an-tsena ka nanorirana mihitsy izahay uao afaka nande. ha. Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)
Hametraka hevitra
Midira aloha