Dikan'ny teny : manonona
Hampiditra dikany hafa
1.
(tonona) mt. P. (manonona): Manambara amin'ny feo: Tsy haln'Isam. bilo ny manonona ny hoe: "tsa". • Milaza (anaran'olona): Azo fady. tompoko, fa nanonona ny anaranao aho, * Milaza (anarambola): Na. nonona telo aria() Rakoto tamin'ny uokatra,
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
(onona) mt.p. (manonona): Manony, ma. naketraka, mampitony, manalefaka: Manonona ny ala. halo.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha