Dikan'ny teny : manondrana

Hampiditra dikany hafa
1. (ondrana) mt, p, (mano nd rd na): Mande fa olona na zavatra hiampita amin' ny lakana na amin'ny sambo: Manondrana entana an. taonina maro isan'andro ny ao Toamasina, Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2. (ondrana) mt, s,: Mihetsika hadalana: Manon. drona indray,Ikoto atsy auaratra 1 Manambady olon-tsy heny ka tsy nalam-paditra, Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0069