Dikan'ny teny : manompo
Hampiditra dikany hafa
(tompo) mt, p. (manompoa): Manaja fatratra sy manaiky: Tsy misy mahay manompo tompo roa, • Manao ny raharaha rehetra amin'olona iray, toy ny mplkarama: Ixaho ho faty ma. nompo anareo mianakauy, tanareo kosa misonanina fotsiny ao an-trano madio,
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha