Dikan'ny teny : manolotra
Hampiditra dikany hafa
1.
(tolotra) mt. P. (mana ldra): Mandroso zavatra mba horaisin'ny hafa: Manolotra tanana / Manolo_ tra fehezam-boninkazo, ? Manome: Efa nanolotra a. nao vola ariary zato aldin' ny bokinao aho ka ahoana? * Manome amim-pahafoizana tanteraka, ary enti-milaza zavatra tsy azo tsapaintanana indrindra: Nanolotra ny fitiavany izy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
ppk,: Manakaiky tsy misy elanelany: Manolo. tra ny sahanay ny sahany,
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha